Teny iditra pahina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso
¶ Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy dim (of the eyes) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay dont la vue est faible (se dit des yeux) [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

2013/06/02