Teny iditra pai-doha
Singan-teny paika ; loha
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fipehana amin' ny loha
Ilazana koa ny biby izay misy fotsy kely eo amin' ny handriny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Coup donné sur la tête
Animal qui a une tache blanche sur le front [1.3]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17