Teny iditra paingo-jaza
Singan-teny paingotra ; zaza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vavalava nafolaka, natao hitanana lamban-jaza indrindra [1.1]
Ohatra Misy paingo-jaza ve any aminareo? [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26