Teny iditra paingotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin' ny tsilon-draiketa ary misy motiny kely ny vodiny, atao fanakambanana taratasy, fitanana akanjo na fametahana sary amin' ny rindrina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a pin [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay épingle [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: épingle.
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [Andraina: Mitaraina, takila 227]
2Tsy nisy nilana azy tsy akory ireny paingotra ireny fa dia natao teny ohatra ny haingo fotsiny. [Andraina: Mitaraina, takila 227]

Teny iditra paingotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy an informer [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mouchard [Hallanger 1974]

2013/06/03