Teny iditra paka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fidonana eo akaiky; fifanakaikezana, fihaonana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay juxtaposition, action de toucher à, d'arriver à, d'atteindre, de choquer [Abinal 1888]
 action de toucher à, arriver à [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra paka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Kitsokitso na tsokitsoky loha: Pa-tendro irý tendrombohitra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui a un bout pointu: Trano pa-tendro (Maison de forme conique ou pyramidale) ~ Tendrombohitra pa-tendro (Montagne conique) [Abinal 1888]
Famaritana frantsay (toute l'île). Tout ce qui est pointu. Suivant les plantes : la glume aristée d'une Graminée ; l'arête de certains akènes, les épines, etc. [Boiteau: Végétaux]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra paka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Kiran-javamaniry mitovy amin' ny taretra fanaovana gony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka, Sakalava, Tsimihety] (Vient de paka (1)). Nom donné à des plantes présentant de tels organes pointus. Surtout : Urena lobata L. (Malvaceae). Les akènes présentent en effet des pointes qui permettent aux graines d'adhérer aux vêtements, aux toisons des animaux, etc. Constitue des peuplements naturels sur les sols inondés en saison chaude, mais qui deviennent cultivables en saison froide. Donne des fibres textiles utilisées comme succédané du jute, pour les sacs d'emballage. Une usine située à Majunga traite cette fibre. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Urena lobata

Teny iditra paka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka] (de paka : action de choquer, de cogner). Nom donné à des bois qu'on utilisait pour faire des béliers. Surtout : Homalium nobile Baill. (Salicaceae). Réf. Réserves Naturelles 6633 et Dillenia triquetra (Rottb.) Gilg (Dilleniaceae). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Dillenia triquetra, Homalium nobile

Teny iditra paka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay (mis pour voapaka). Suivant les régions :
¶  [Sakalava, Tankarana] Uapaca amplifolia Denis (Phyllanthaceae) ; nom noté par Decary, fichier manuscrit
¶  [Betsimisaraka] Uapaca ferruginea Baill. (Phyllanthaceae) ; réf. Capuron, Service Forestier 9120. Fuits comestibles. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Uapaca amplifolia, Uapaca ferruginea

Teny iditra paka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Mahafaly] (déformation de paky). Boscia longifolia Hadj-Moust. (Capparaceae). Réf. Service Forestier 440. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Boscia longifolia

Teny iditra paka
Sokajin-teny tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy  [Tanala] hatrany, hatramin'ny: Hajakajake lahateto pak'eroy e! (hazakazaka hatr'eto ka hatr'ery e!) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra Paka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fety lehibe indrindra amin' ny Kristianina fa fahatsiarovana sy fankalazana ny nitsanganan' i Kristy ho velona ny andro fahatelo taorian' ny nahafatesany. (Ny fetin' ny Paka dia naraikitra ho amin' ny alahady manarakaraka ny fenomanana aorian' ny 21 Marsa) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Easter [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay la fête de Pâques [Abinal 1888]
 Pâques [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: Pâques.
Tsipelina hafa 
Fifanahafana  Krismasy ~ Noely

Teny iditra Paka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
 Paka [Baiboly]
Famaritana anglisy Passover [Baiboly]
Famaritana frantsay Pâque [Baiboly]
Ohatra Aiza ny efitrano hiarahako mihinana ny Paka amin'ny mpianatro? [Baiboly: 48:014:014/Marka 14:14..]
Voambolana 
Fitovian-keviteny Paska
Teny nalaina 

2017/12/17