Teny iditra | Palestina | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |
Fanazavàna teny anglisy | Palestine [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Palestine [3.1] | |
Ohatra | Tsara foana ny mandinika raha tena misy ilana azy marina ny tafika, na dia mibaribary aza fa tsy azo ialana izy ho an' ny firenena toa ny Repoblika demokratikan' i Kongo na i Palestina, noho izy ireo samy miatrika loza mananontanona tsy mitovy nefa iaraha-mahita.
[4.27] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Lahatsoratra | Randzavola: Palestina ao amin' ny Baiboly | |
Fivaditsoratra | Palestina, tsipelana |
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |