Teny iditra palitsy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Taimoro] manary dia, mivily lalana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra palitsy
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   [Tanosy] mania, mihodivitra [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06