Teny iditra |
panairana > fanairana
(taitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo [1.1]
|
| Anjomara, antsiva [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Avertisseur [1.13]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
panairana > fanairana
(taitra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de surprendre, la cause [1.3]
|
| Excitation [1.13]
|
Kamban-teny |
|
|