Teny iditra | panamà | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Anaran-tsatroka vita amin' ny ahitra henjankenjana ka fisaka mafimafy ny sofiny sy ny tampony [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Ny fihaviany | Frantsay: panama. | |
Teny iditra | PANAMA
![]() | |
Sokajin-teny | anarana (fanafohezanteny) | |
Famaritana frantsay | PArti NAtionaliste MAlgache [3.1] | |
Voambolana | Fikambanana | |
Mpanahaka | fanafohezan-teny | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |