Teny iditra -panao (tao)
Sokajin-teny   endritenin' ny hoe fanao
Ohatra  
1Ireo fomba amam-panao ampisehoana a! [Randzavola: Baiboly, takila 597]
2Fomba fanabeazana lehibe iray koa ny fomba amam-panao. [Razafiarivony: Harivolana, takila 65]
3fa mitovy avokoa ny olona mitovy ny fomba amam-panaony, mitovy ny finoana arahiny. [FOFAFIPE: Haivola, takila 70]

Teny iditra panao (tao)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Vezo] Acteur, agent, ouvrier, travailleur [Poirot & Santio: Vezo (takila T)]

2017/03/19