Teny iditra panda
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Pentina amin' ny hoditra vokatry ny hainandro, izay mety ho afa-panafody ihany na ho afaky ny fiovam-ponenana aman-draharaha.
Mitovy hevitra: hoditoho [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Teny iditra panda
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka, Tanala] handrina [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

2013/06/03