Teny iditra |
pangitra > fangitra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Soritra na kiaka hita miharihary toy ny hohadina na nokiahina lalina.
Ny faritra dia ilazana ny soritra fotsiny na mazava na manjavozavo, na fizarana an-tsaina fotsiny aza.
Amin' ny fizarana tanimboly, tanimbary ho an-olona samy hafa dia tena fangitana, fa tsy faritana fotsiny. [1.10]
|
| Faritra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A curved mark or sign, a curved outline, a boundary, an indication.
It is not used of a parallelogram. See faritra
[1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Contour, délimitation, circonscription [1.3]
|
| Coordonnées. [1.13]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
pangitra > fangitra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Tapaka (volondoha) [1.78]
|
|