Teny iditra pañonja (onja)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   Celui qui embarque [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila O)]

Teny iditra -panonja (onja)
Sokajin-teny   bikan' ny teny fanonja
Ohatra   Navesa-panonja ny fahoriana, saingy ireto sisa velona hamiran-dranomaso no natao am-pelatanana sy nokolokoloina. [Rabemolaly: Fary, takila 101]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/14