Teny iditra pañova (ova)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   Duplicateur, celui qui change [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila O)]

Teny iditra -panova (ova)
Sokajin-teny   bikan' ny teny fanova
Ohatra   Solon' ny maty, fanovan' ny velona, hazo dimbin' ny ala, vorom-panova hena. [Dahle: Angano, takila 248]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/14