Teny iditra paoma
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-kazo fihinam-boanampidirina teto, misy voany kely madinika, fihinana amin' izao na atao kaonfitira na anaovana ranom-boankazo; ny ranon' ny paoma koa, rehefa avala hiketriketrika, dia anaovana zava-pisotro atao hoe sidira [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an apple [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   pomme [Hallanger 1974]
Voambolana  
Ny fihaviany   Frantsay: pomme.
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/03