Teny iditra paositra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antokon-draharaham-panjakana misahana ny fitondrana ny taratasy sy entana ifandefasan' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The mails, the postal service [1.7]
Fanazavàna teny frantsay La poste [1.8]
Ohatra Inona no nataon' Ingahirainy tao amin' ny Paositra tao? [2.470]
Ny fihaviany Frantsay: poste.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31