Teny iditra papango
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vorona mpihinankena, malaza amin' ny fipaohana ny zanak' akoho. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay oiseau papangue [Veyrières 1913]
Famaritana frantsay papangue [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [Andriamalala: Ranomasina, takila 46]
2Nefa izao kosa no tsy ho fihinanareo: ny voltora sy ny gypa sy ny ankoay ary ny papango sy ny voromahery sy ny papango mainty, samy araka ny karazany, avy [Baiboly: 5:014:012/Deotoronomia 14:12-13..]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny papango ity (2): Ialapapango, Maropapango

Teny iditra papango
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay Se disait des voleurs [Veyrières 1913]

2016/08/09