Teny iditra papangofotsy (papango, fotsy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-papango tsy mba mahay mifaoka fa iantombenany kosa ny biby asiany, toy ny akoho, gana, dokotra, voalavo
Mitovy hevitra: fanindry ~ fanohoka [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2013/06/03