Teny iditra papelimosy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [fr. pamplemousse] Hazo fihinam-boa mitovitovy karazana amin' ny voasary, somary marikivikivy ny voany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Merina] (du français : pamplemousse). Cité par Malzac. Citrus grandis (L.) Osbeck (Rutaceae). Arbre fruitier bien connu. Réussit surtout sur la côte Est. Sur les hauts plateaux, les fruits sont souvent peu juteux, spongieux. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Citrus grandis
Ny fihaviany Frantsay: pamplemousse.

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/29