Teny iditra paradizy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. [Voambolana: Fivavahana, finoana]
Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tena paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1]
Ny fihaviany Anglisy: paradise.
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31