Teny iditra paraky volotsangana
Singan-teny paraky ; volotsangana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Paraky henjankenjana ohatra ny ravim-bolotsangana ny raviny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ parakivolotsangana ] A variety of tobacco [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Variété de tabac à feuilles réduites et raides ; c'est pourquoi on les compare à celles du bambou. Apprécié aussi pour le kisoka [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07