Teny iditra pararatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny fifantsitsiran' ny rano amin' ny siny loaka na ny fianjeran' ny voan-javatra madinika raraka avy ao amin' ny harona na kitapo itoerany. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy dripping, dropping through [Richardson 1885]
Sampanteny 

2009/02/23