Teny iditra paritra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fizarazan' ny feo amin' ny hira; feo voalohany, feo faharoa, torebiny... [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra -paritra
Sokajin-teny   bikan' ny teny faritra
Ohatra   Fampahalalana ireo fomban-drazana isam-paritra [FOFAFIPE: Haivola, takila 78]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/08/08