Teny iditra pasoka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanalamana, fanalana ny ketronketrona amin' ny fitafiana amin' ny alalan' ny vy nohafanaina ka asosa ary tsindriana eo amboniny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy smoothness, sleekness. See kasoka, kasika, safo [Richardson 1885]
Famaritana frantsay acton de polir, de lisser, de repasser du linge
¶ action de bien limer un discours [Abinal 1888]
Sampanteny 

2015/12/24