Teny iditra pataloa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Akanjo ambany fitondran' ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo amin' ny valahana, ary mivady amin' ny palitao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy trousers. See saroaly [Richardson 1885]
 [ pataloha ] trousers [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay [ pataloha ] pantalon [Abinal 1888]
 [ pataloha ] pantalon [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
pataloa
pataloako
pataloanao
pataloany
pataloantsika
pataloanay
pataloanareo
pataloan'
pataloan-
pataloam-
Ny fihaviany Frantsay: pantalon.
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Mbola tsy hadinoko ny andro nahazoan' I Feno pataloa fohy voalohany. [Andraina: Mitaraina, takila 10]

2015/03/03