Teny iditra patraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feon-javatra vaventiventy miara-mikorotsaka. [Voambolana: Feo]
¶ fikatraka zavatra mitete mahalankalana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy showers or rain [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra patrapatraka

2013/06/03