Teny iditra patrapatraka (patraka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feon-javatra vaventiventy miara-mikorotsaka; fikatraka zavatra mitete mahalankalana.. [Voambolana: Feo] [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy showers or rain [Richardson 1885]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra patraka

2009/10/09