Teny iditra patsaky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] vanja fitifirana [Rakotosaona 1972]

Teny iditra patsaky
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   [Taisaka] miorina lalina [Rakotosaona 1972]

Teny iditra patsaky
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] fijoroana, fitsanganana [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/06