Teny iditra pelapelaka (pelaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fisaka sy lehibe, manify ary mivelatra (toy ny ravina ravinala na afontsy na saonjo) [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra pelaka

2009/02/23