Teny iditra pempena
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivezivezena mitady zavatra na taitra ka tsy mahita izay haleha fa mankatsy mankaroa; papapapa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy nimbleness, activity; speed in arranging things in a house for the accommodation of a visitor when entering a house. [Richardson 1885]
Sampanteny 

2009/02/23