Teny iditra penjy
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Geja mafy, fitazonana sady fanerena ho poritra mafy [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra penjy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan' ahitra fanao satroka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Betsimisaraka] (de penjy : action de prendre à pleine main en serrant fortement). Nom cité par Malzac. Lepironia mucronata Pers. (Cyperaceae). Utilisé en sparterie pour les chapeaux, nattes, soubiques et sacs d'emballage. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Lepironia mucronata
Ohatra 
1Pataloha roa aman' olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 96]
2Somary efa zokinjokiny izy ireo, manao ambony sy ambany volontany, samy misatroka penjy ary samy mitafy lamba soga voloina, - Nahoana ny an' i Zandry no io no hohanina? [Andraina: I Vola, takila 130]

2019/02/01