Teny iditra pentimpentina (pentina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho
¶ Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay tache, défaut. Action de barbouiller [Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra pentina

2015/02/04