Teny iditra pentina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho
¶ Tsiny na hadisoana kely maivana: Ny fanahy tsisy pentina ihany no hahazo hiditra any an-danitra avy hatrany. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a spot [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tache de saleté [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra pentimpentina
Ohatra misy pentina fotsy ny handriny, fotsy ny lohatongony efatra sy ny tendron-drambony. [Andraina: Mitaraina, takila 108]

2013/06/04