Teny iditra peperana (pepetra (petra))
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana
¶ Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be told, to be enjoined, to be charged. [Richardson 1885]
 to be given definite orders [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay à qui on donne un ordre précis [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
peperana
peperako
peperanao
peperany
peperantsika
peperanay
peperanareo
peperan'
peperan-
peperam-
pepera-
nopeperana
nopeperako
nopeperanao
nopeperany
nopeperantsika
nopeperanay
nopeperanareo
nopeperan'
nopeperan-
nopeperam-
nopepera-
hopeperana
hopeperako
hopeperanao
hopeperany
hopeperantsika
hopeperanay
hopeperanareo
hopeperan'
hopeperan-
hopeperam-
hopepera-
pepero

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31