Teny iditra pepetra (petra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy
¶ Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy A strong request, an express order, injunction, or charge. [Richardson 1885]
 an express order, definite instructions [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay ordre précis [Hallanger 1974]
Mpitovy hevitra petra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31