Teny iditra pepipepy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivezivezena mankatsy mankaroa noho ny hatairana na haverezan-tsaina ka tsy mahita izay hatao na haleha.
Mitovy hevitra: papapapa ~ pempena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as pempena [Richardson 1885]
Sampanteny 

2013/06/04