Teny iditra pepo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Misy lempona petaka milentika: Nidona tamin' ny varavarana izy ka pepo ny handriny
¶ I [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy concave, hollow [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay creux [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra pepo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Hodipotsy. [Rajemisa 1985]
 aretina mahazo ny hoditra, ny vavony, vokatry ny holatra [SLP 1986]
Famaritana frantsay tache blanche sur la peau, mycose [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  hodipotsy ~ tapano

Teny iditra pepo
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy  [Provincial] wind. [Swahli Upepo.] See Rivotra [Richardson 1885]
Voambolana 

2012/05/01