Teny iditra peratra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Masom-by na metaly hafa (volafotsy, volamena) atsofoka amin' ny rantsantanana mba hatao firavaka na ho mari-pomba misy heviny sy dikany: Peratry ny fifamofoana ~ peratry ny mariazy. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a finger ring. [Comp. Swa. Pete, a ring.] [Richardson 1885]
 a ring worn on the finger [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bague [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra 
1Jenjin' ny fahitana rantsany nisy peratra ny masoko, ka tsy nety hijery zavatra hafa intsony. [Andriamalala: Ranomasina, takila 69]
2I Feno nahazo satroka lamba, na I Manana nividianana peratra varahina, na I Neny navelan' I Dada havidy lamba fitafy iray, nefa ny taloha mbola tsy rovitra. [Andraina: Mitaraina, takila 21]

2012/05/01