Teny iditra petaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Fisaka, tsy mivohitra fa mitovy tantana amin' ny manodidina: Orona petaka
¶ Fandraiketana zavatra roa na maro mba hikambana tsara: Misy peta-taratasy eo amin' ny rindrin' ny tranonareo. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
 flat [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay plat [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/09/12