Teny iditra peta-taratasy
Singan-teny peta- (petaka) ; taratasy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fametahana temitra na taratasy be velarana amin' ny rindrina [1.1]
Ohatra Misy peta-taratasy eo amin' ny rindrin' ny tranonareo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24