Teny iditra petra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy
¶ Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy same as pepetra [Richardson 1885]
Famaritana frantsay commission, recommandation, injonction, charge que l'on confie [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra petra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandrarana na fisakanana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2013/06/04