Teny iditra petraka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitoerana, toerana misy ny tena; fitombenana fa tsy fitsanganana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]
Famaritana frantsay position, situation, action de placer, de séjourner, de destituer, de renvoyer [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny petraka ity (1): Sahapetraka

2013/05/14