Teny iditra petrak' ahitra
Singan-teny petraka ; ahitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fandrika atao mba hanombotombohana ny hafa (nisy olon-dratsy mpamandrika taloha izay nanao toy izao: nametraka entan-kely teo anjoron-dalana izy, dia nihataka lavidavitra nitily, ka izay naka an' ilay entan-kely dia notombohany ho mpangalatra) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/03