Teny iditra petra-kevitra
Singan-teny petra- (petraka) ; hevitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay [ petrakevitra ] Hypothèse [1.13]
 Hypothèse [1.5]
Ohatra Matetika dia matetika anefa no tsy mitombina ireo foto-pahalalana ireo raha tsy amin' ny lafiny ifandraisany amin' ny petrakevitra teo am-piandohana, ary dia voafetra araka ny toerana sy ny vanim-potoana ny fananany hery. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03