Teny iditra petsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsy maina fa misy rano ka mando be [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy wet, soaked, sloppy; fig. exceedingly corpulent. See Lona. [Richardson 1885]
Ohatra Be sandry aho be sandry, hay petsa pataloa rehefa sendra ny matanjaka! [Andraina: Mitaraina, takila 137]
Sampanteny 

Teny iditra petsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] laoka matsiro [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2013/06/04