Teny iditra petsapetsa (petsa)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy sloppy. [Richardson 1885]
 wet, soaked [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mouillé, trempé [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Tenisy vita vazaha izay no an' ny vavy Ramoa va tsy zava-tsarobidy ery no hitarizany azy, tsy mivoaka raha tsy toetr' andro petsapetsa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 34]

Teny iditra petsapetsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Betsileo] Honahona nototofana natao tanimbary [Rajemisa 1985]

2012/06/15