Teny iditra pia
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Aretina mpahazo ny mpifana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the after-pains in child-bearing. [Richardson 1885]
Voambolana  

Teny iditra pia
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] parasy lehibe [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] parasy [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra pia
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] vato afo [Rakotosaona 1972]

2010/05/06