Teny iditra piahina (piaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tapahina na vakina ka misy feo kely heno amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be broken off, to be snapped off. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : piahina, piahiko, piahinao, piahiny, piahintsika, piahinay, piahinareo, piahin', piahin-, piahim-, piahi-
Ny lasa : nopiahina, nopiahiko, nopiahinao, nopiahiny, nopiahintsika, nopiahinay, nopiahinareo, nopiahin', nopiahin-, nopiahim-, nopiahi-
Ny hoavy : hopiahina, hopiahiko, hopiahinao, hopiahiny, hopiahintsika, hopiahinay, hopiahinareo, hopiahin', hopiahin-, hopiahim-, hopiahi-
Filaza mandidy : piaho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20