Teny iditra piaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tapaka, feo heno mikepoka amin' ny fahatapahan' ny hazo maina na fifandonan' ny zavatra roa mifampikasika. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy broken, snapped. Used of anything with joints, such as sugar-cane, which break with a snap. See Tapaka. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra piaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Sakalava] (sens général : brisé avec bruit ; allusion au bruit que font les chaumes) Grande Graminée dont les noeuds se déboîtent facilement. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2019/08/17