Teny iditra pic
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy tendrombohitra avo sady midoza [Malzac 1893]
 tendrombohitra milingilingy [Sims 1969]
 tendro: Le pic d'une montagne (Ny ten [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]

Teny iditra pic
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy angady marani-doha, tsolo [Malzac 1893]
 vy fihadiana tany [Sims 1969]
 vy fihadian-tany, vy fikapoham-bato [Rakotonaivo 1993]

Teny iditra pic
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy anaram-borona [Sims 1969]
 pika (voronkely vahiny mpitsaingotsaingo [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]

Teny iditra PIC
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Pôles Intégrés de Croissance [3.1]
Voambolana 
Mpanahaka  fanafohezan-teny
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31